Deoteronomia 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Izaho no Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+ Salamo 81:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no Andriamanitrao,+Ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+Sokafy mitanatana ny vavanao, fa hofenoiko.+
6 “‘Izaho no Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+
10 Izaho Jehovah no Andriamanitrao,+Ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+Sokafy mitanatana ny vavanao, fa hofenoiko.+