Levitikosy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+ Deoteronomia 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza mivily miankavanana na miankavia.+
18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+
32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza mivily miankavanana na miankavia.+