Ezra 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitokana+ an’io tranon’Andriamanitra io tamim-pifaliana ny zanak’Israely, dia ny mpisorona sy ny Levita+ ary ny sisa tamin’ireo avy any an-tsesitany.+
16 Ary nitokana+ an’io tranon’Andriamanitra io tamim-pifaliana ny zanak’Israely, dia ny mpisorona sy ny Levita+ ary ny sisa tamin’ireo avy any an-tsesitany.+