Daniela 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary niantsoantso an’i Daniela tamin’ny feo malahelo izy, rehefa teo akaikin’ilay lavaka, ka niteny hoe: “Ry Daniela mpanompon’ilay Andriamanitra velona ô! Nahavonjy anao tamin’ny liona+ ve ilay Andriamanitra tompoinao mandrakariva?”+
20 Ary niantsoantso an’i Daniela tamin’ny feo malahelo izy, rehefa teo akaikin’ilay lavaka, ka niteny hoe: “Ry Daniela mpanompon’ilay Andriamanitra velona ô! Nahavonjy anao tamin’ny liona+ ve ilay Andriamanitra tompoinao mandrakariva?”+