Isaia 43:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+ Hebreo 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+
2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+
34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+