Daniela 2:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+
38 ary nomeny eo an-tananao+ koa ny bibidia sy ny voro-manidina, na aiza na aiza onenan’ny zanak’olombelona, sady nataony mpanjakan’izy rehetra ianao. Araka izany, dia ianao ilay loha volamena.+