Salamo 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hidera an’i Jehovah aho fa marina izy,+Ary hihira fiderana aho ho an’ny anaran’i+ Jehovah, ilay Avo Indrindra.+ Salamo 92:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 92 Tsara ny misaotra anao, Jehovah ô,+Sy ny mihira fiderana ho an’ny anaranao, ry Avo Indrindra ô!+
17 Hidera an’i Jehovah aho fa marina izy,+Ary hihira fiderana aho ho an’ny anaran’i+ Jehovah, ilay Avo Indrindra.+