17 Ary nomen’Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ny soratra rehetra sy ny fahendrena+ rehetra ireo ankizy efatra ireo. Ary nahay namantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy i Daniela, na inona na inona karazan’izany.+
3 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hita fa niavaka+ foana i Daniela raha oharina amin’ireo olom-panjakana ambony sy lehibem-paritany, satria narani-tsaina tsy nisy hoatr’izany.+ Koa nikasa ny hanandratra azy hiadidy ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.