FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+

      Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+

  • Salamo 91:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+

      Dia hanafaka azy aho.+

      Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+

  • Salamo 118:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tao anatin’ny fahoriana aho no niantso an’i Jah,+

      Dia namaly ahy i Jah ka nataony teo amin’ny toerana malalaka aho.+

  • Isaia 41:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+

  • Isaia 43:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+

  • 2 Korintianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara