16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+
27 Raha vao ren’i Ahaba izany, dia nandrovitra ny akanjony izy, ka nitafy lamba gony+ nataony nanolo-koditra. Dia nifady hanina izy sady nandry nitafy gony teo foana. Ary ny famindrany dia nahitana fa kivy tanteraka izy.+