Asan’ny Apostoly 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra ambony aho, sy famantarana eny amin’ny tany ambany, dia ra sy afo ary zavon-tsetroka.+
19 Ary hanisy fambara eny amin’ny lanitra ambony aho, sy famantarana eny amin’ny tany ambany, dia ra sy afo ary zavon-tsetroka.+