FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 “Toy izao no nahitanao ny tongotr’ilay sary sy ny rantsantongony: Nisy ampahany taminy tanimanga novolavolain’ny mpanefy tanimanga, ary nisy ampahany vy.+ Koa ho voazarazara ilay fanjakana,+ nefa ao aminy ihany ny hamafin’ny vy, satria vy nifangaro tanimanga mbola lena no hitanao.+

  • Daniela 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Mbola nijery an’ireo tandroka aho, ary hitako fa nisy tandroka kely iray+ hafa nipoitra teo amin’izy ireo, ary niongotra teo anoloany ny telo tamin’ireo tandroka voalohany. Nisy maso toy ny mason’olona teo amin’ilay tandroka, ary nisy vava namoaka teny feno fireharehana.+

  • Daniela 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy tandroka kely iray nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireo tandroka ireo.+ Nihalehibe izy io, ka nanondro nianatsimo sy niantsinanana ary nanondro an’ilay Tany Kanto.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara