Daniela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’i Olay+ aho. Niantsoantso ilay feo hoe: “Ry Gabriela+ ô, ampahafantaro azy ny hevitr’ilay zavatra hitany.”+
16 Ary nandre feon’olona teo afovoan’i Olay+ aho. Niantsoantso ilay feo hoe: “Ry Gabriela+ ô, ampahafantaro azy ny hevitr’ilay zavatra hitany.”+