1 Korintianina 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy afaka ny hisotro amin’ny kaopin’i Jehovah+ sy ny kaopin’ny demonia ianareo. Tsy afaka ny hihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”+ sy ny latabatry ny demonia ianareo. 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
21 Tsy afaka ny hisotro amin’ny kaopin’i Jehovah+ sy ny kaopin’ny demonia ianareo. Tsy afaka ny hihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”+ sy ny latabatry ny demonia ianareo.
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+