35 Ary ho lavo+ ny sasany amin’ireo lalin-tsaina mba ho voadio sy tsy hisy loto ary tsy hisy pentina,+ mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany,+ satria amin’ny fotoana voatondro+ vao ho tonga izany.
3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.