2 Mpanjaka 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+ Jeremia 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy niverina tamiko tamin’ny fony manontolo+ ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka. Nihatsaravelatsihy+ fotsiny izy’, hoy i Jehovah.”
18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+
10 Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy niverina tamiko tamin’ny fony manontolo+ ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka. Nihatsaravelatsihy+ fotsiny izy’, hoy i Jehovah.”