FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tao Gilgala no nanaovany ny zava-dratsy rehetra,+ ka voatery nankahala azy aho+ tao. Noho ny ratsy nataony no handroahako azy hiala ao an-tranoko.+ Ary tsy ho tia azy intsony aho,+ fa mafy loha ny andrianany rehetra.+

  • Hosea 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nampiasa herin’ny maizina ny tao Gileada,+ sady nanao ny tsy marina.+ Namono omby ho sorona izy ireo tao Gilgala.+ Ary toy ny antontam-bato eny amin’ny saha voasa ireo alitarany.+

  • Amosa 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Tongava ao Betela, ka aoka ianareo handika lalàna.+ Ary manaova toy izany matetika ao Gilgala.+ Amin’ny maraina, dia ento ny sorona atolotrareo, ary amin’ny andro fahatelo ny ampahafolon-karenanareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara