Hosea 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hihinana izy ireo nefa tsy ho voky.+ Ary hanao firaisana amim-behivavy toy ny fanao amin’ny mpivaro-tena izy ireo, nefa tsy hihamaro,+ satria tsy miraharaha an’i Jehovah.+
10 Koa hihinana izy ireo nefa tsy ho voky.+ Ary hanao firaisana amim-behivavy toy ny fanao amin’ny mpivaro-tena izy ireo, nefa tsy hihamaro,+ satria tsy miraharaha an’i Jehovah.+