FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Miverena ka lazao amin’i Hezekia mpitarika+ ny oloko hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitr’i+ Davida razambenao: “Efa reko+ ny vavakao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho.+ Ary rahafakampitso dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao.+

  • Isaia 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Ho velona ny olonao izay efa maty.+ Hitsangana ny fatinay.+ Mifohaza ka mihobia ianareo izay mitoetra ao amin’ny vovoka!+ Fa ny andonao+ dia ho toy ny ando eny amin’ny fiandrilavenona,+ ary havelan’ny tany hateraka ny maty+ tsy mahefa na inona na inona.

  • Ezekiela 37:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo,+ ary hamponeniko ao amin’ny taninareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka izany’, hoy i Jehovah.”+

  • 1 Korintianina 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ary nalevina izy+ dia natsangana+ tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara