Ezekiela 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Misy mpanendrikendrika eo aminao ka ny handatsa-dra no kendreny.+ Misy mihinana sorona eny an-tendrombohitrao,+ ary misy fitondran-tena baranahiny eo anivonao.+
9 Misy mpanendrikendrika eo aminao ka ny handatsa-dra no kendreny.+ Misy mihinana sorona eny an-tendrombohitrao,+ ary misy fitondran-tena baranahiny eo anivonao.+