2 Mpanjaka 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka natolony teo an-tanan’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, tamin’ny andro rehetra niainan’izy ireo. 2 Mpanjaka 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tonga teo amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria.+ Dia nomen’i+ Menahema talenta volafotsy arivo i Pola,+ mba hanampian’i Pola azy hanamafy orina ny fahefany teo amin’ny fanjakany.+
3 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka natolony teo an-tanan’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, tamin’ny andro rehetra niainan’izy ireo.
19 Ary tonga teo amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria.+ Dia nomen’i+ Menahema talenta volafotsy arivo i Pola,+ mba hanampian’i Pola azy hanamafy orina ny fahefany teo amin’ny fanjakany.+