Salamo 78:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Nania foana koa izy ireo sady nivadika toy ny razany.+Tsy azo nianteherana izy ireo, toy ny tsipìka migoragora.+
57 Nania foana koa izy ireo sady nivadika toy ny razany.+Tsy azo nianteherana izy ireo, toy ny tsipìka migoragora.+