FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 36:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia tonga tany amin’ireo firenena nitondrana azy izy ireo, ka nozimbazimbain’ny olona ny anarako masina,+ rehefa nilaza ireny hoe: ‘Olon’i Jehovah ireo, nefa niala tany amin’ny taniny!’+

  • Hosea 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy honina intsony eo amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia hiverina any Ejipta+ i Efraima, ary hihinana zavatra maloto any Asyria izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara