FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hatokako ho toy ny zavatra efa potika izy,+ ka tsy hisy handrantsana na hiava azy.+ Dia tsilo sy ahidratsy no hiara-maniry aminy,+ ary tsy avelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+

  • Isaia 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsilo sy kirihitra misy tsilony no haniry eo amin’ny tanin’ny oloko,+ ka hanenika ny trano rehetra nisy fifaliana fahiny, eny, hanenika an’ilay tanàna nisy haravoana be.+

  • Isaia 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hanirian’ny tsilo ny tilikambo fonenany, ary hisy tsilo sy ahidratsy eny amin’ny toerany voaro mafy.+ Ho fonenan’ny alikadia+ koa izy, ary ho tokotany hikarenjen’ny aotirisy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara