Jeremia 51:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Hanjary higagan’ny olona ireo tanànany. Ho tany ngazana sy lemaka karakaina izy.+ Tsy hisy olona honina ao amin’ilay tany sy ao amin’ireo tanànany, ary tsy hisy zanak’olombelona handalo any.+
43 Hanjary higagan’ny olona ireo tanànany. Ho tany ngazana sy lemaka karakaina izy.+ Tsy hisy olona honina ao amin’ilay tany sy ao amin’ireo tanànany, ary tsy hisy zanak’olombelona handalo any.+