5Hanao hira ho an’ny malalako aho, dia hira momba an’ilay malalako sy ny tanimboalobony.+ Nanana tanimboaloboka teo amin’ny tehezan-kavoana iray mahavokatra ny malalako.
6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+