FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Fa aiza ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana mahory anareo.+ Fa mitovy isa amin’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+

  • Ezekiela 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah+ rehefa hiampatrampatra eny rehetra eny ny fatiny, dia eny akaikin’ireo sampiny maharikoriko,+ eny amin’ny manodidina ny alitarany,+ eny amin’ny havoana avo rehetra,+ eny an-tampon-tendrombohitra rehetra,+ eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra+ ary eny ambanin’ny hazobe maro rantsana rehetra,+ izany hoe eny amin’ny toerana nanolorany hanitra mampitony mba ho an’ireo sampiny maharikoriko rehetra.+

  • Hosea 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa nanao alitara be dia be i Efraima mba hanotany.+ Dia nanana alitara maro izy mba hanotany.+

  • Hosea 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nampiasa herin’ny maizina ny tao Gileada,+ sady nanao ny tsy marina.+ Namono omby ho sorona izy ireo tao Gilgala.+ Ary toy ny antontam-bato eny amin’ny saha voasa ireo alitarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara