1 Mpanjaka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra. Hosea 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa nanangana mpanjaka izy ireo,+ nefa tsy avy amiko izany. Efa nanangana andriana izy, nefa tsy fantatro akory izany. Ny volafotsiny sy ny volamenany no nanaovany sampy.+ Vokatr’izany, dia ho ringana izy ireo.+
23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.
4 Efa nanangana mpanjaka izy ireo,+ nefa tsy avy amiko izany. Efa nanangana andriana izy, nefa tsy fantatro akory izany. Ny volafotsiny sy ny volamenany no nanaovany sampy.+ Vokatr’izany, dia ho ringana izy ireo.+