19 Dia hiditra any amin’ny lava-bato sy ny lavaka ao anaty tany ny olona, noho ny fahatahorana an’i Jehovah sy noho ny voninahitry ny fahalehibeazany,+ rehefa hitsangana Izy ka hahatonga ny tany hihozongozona.+
16 Ary nilaza tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ ka afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+