29 Ary na ny vahoaka* aza nanao tetika hanambakana,+ sy naka an-keriny fananan’olona.+ Nampijaliny ny ory sy ny mahantra,+ ary nambakainy sy nanaovany ny tsy rariny ny vahiny nonina teo aminy.’+
2“Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+