Genesisy 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nalefan’i Isaka i Jakoba, ka lasa nankany Padana-arama, ho any amin’i Labana, zanak’i Betoela Syrianina+ sady anadahin’i Rebeka+ renin’i Jakoba sy Esao.+ Deoteronomia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.
5 Koa nalefan’i Isaka i Jakoba, ka lasa nankany Padana-arama, ho any amin’i Labana, zanak’i Betoela Syrianina+ sady anadahin’i Rebeka+ renin’i Jakoba sy Esao.+
5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.