Genesisy 31:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Roapolo taona izao no nitoerako tao aminao, nefa tsy mba nisy ondrivavinao na osivavinao tsy nahavanona anaka,+ ary tsy mba nisy nohaniko ny ondrilahinao.
38 Roapolo taona izao no nitoerako tao aminao, nefa tsy mba nisy ondrivavinao na osivavinao tsy nahavanona anaka,+ ary tsy mba nisy nohaniko ny ondrilahinao.