Isaia 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha tsy manaiky+ kosa anefa ianareo fa mikomy, dia ho lanin’ny sabatra. Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+ Isaia 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+
20 Raha tsy manaiky+ kosa anefa ianareo fa mikomy, dia ho lanin’ny sabatra. Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
8 Fa i Damaskosy no lohan’i Syria, ary i Rezina no lohan’i Damaskosy. Rehefa afaka dimy amby enimpolo taona monja, dia ho rava tsy ho firenena intsony i Efraima.+