Salamo 69:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izany no ho sitrak’i Jehovah mihoatra noho ny ombilahy,+Sy ny vantotr’ombilahy misy tandroka sady mivaky kitro.+ Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+
31 Izany no ho sitrak’i Jehovah mihoatra noho ny ombilahy,+Sy ny vantotr’ombilahy misy tandroka sady mivaky kitro.+
15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+