Salamo 78:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Namindra fo anefa izy,+ ary namela fahadisoana,+ ka tsy nandringana.+Imbetsaka koa izy no nanindry ny fahatezerany,+Ka tsy namoaka ny fahavinirany rehetra. Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+
38 Namindra fo anefa izy,+ ary namela fahadisoana,+ ka tsy nandringana.+Imbetsaka koa izy no nanindry ny fahatezerany,+Ka tsy namoaka ny fahavinirany rehetra.
12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+