Deoteronomia 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hirotsaka toy ny orana+ ny fampianarako,Hilatsaka tahaka ny ando+ ny teniko,Eny, tahaka ny erika eny amin’ny ahitra+Sy tahaka ny oram-be eny amin’ny zavamaniry.+ Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+
2 Hirotsaka toy ny orana+ ny fampianarako,Hilatsaka tahaka ny ando+ ny teniko,Eny, tahaka ny erika eny amin’ny ahitra+Sy tahaka ny oram-be eny amin’ny zavamaniry.+
12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+