FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nitsahatra ny feo falifalin’ny ampongatapaka, nifarana ny horakoraky ny olona ravoravo fatratra, ary nitsahatra koa ny feo falifalin’ny harpa.+

  • Jeremia 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hatsahatro ao amin’ireo tanànan’i Joda sy eny an-dalamben’i Jerosalema ny feon’olona mifaly sy miravoravo, ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina.+ Fa ho rava tanteraka ilay tany.’”+

  • Amosa 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hovako ho fisaonana ny fetinareo,+ ary ho hira fisaonana ny hira rehetra fanaonareo. Hataoko misikina lamba gony ny olon-drehetra, ary hosolaina ny lohan’izy rehetra.+ Koa hataoko toy ny fisaonana zanaka lahitokana izany,+ ary ho toy ny andro mangidy no hiafaran’izany.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara