Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+ Jeremia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Miverena, ry zanako mpikomy+ ô”, hoy i Jehovah. “Fa efa lasa vadinao sy tomponao aho.+ Hakako iray isan-tanàna ianareo, ary roa isam-poko, ka hoentiko any Ziona.+
5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+
14 “Miverena, ry zanako mpikomy+ ô”, hoy i Jehovah. “Fa efa lasa vadinao sy tomponao aho.+ Hakako iray isan-tanàna ianareo, ary roa isam-poko, ka hoentiko any Ziona.+