2 Mpanjaka 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tamin’ny taona fahafito amby telopolo nanjakan’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Joasy+ zanak’i Joahaza. Ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany.
10 Tamin’ny taona fahafito amby telopolo nanjakan’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Joasy+ zanak’i Joahaza. Ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany.