Mpitsara 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa ianareo kosa nahafoy ahy+ ary nanompo andriamani-kafa,+ ka tsy hamonjy anareo intsony aho.+ Nehemia 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao sarivongana* zanak’omby izy ireo,+ ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, izay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta.’+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.
18 Nanao sarivongana* zanak’omby izy ireo,+ ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, izay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta.’+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.