FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zefania 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Koa miandrasa ahy’,+ hoy i Jehovah, ‘mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako haka babo.+ Fa izao no didim-pitsarako: Hanangona firenena+ sy hamory fanjakana aho, mba hampiharako ny fanamelohako+ sy hanamparako ny fahatezerako rehetra amin’izy ireo. Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-poko ny tany manontolo.+

  • Zakaria 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hangoniko hiady amin’i Jerosalema ny firenena rehetra.+ Dia ho babo tokoa ilay tanàna,+ horobaina ny trano, ary hovetavetaina ny vehivavy.+ Hatao sesitany+ ny antsasak’ilay tanàna, fa ny olona sisa+ kosa havela ao ihany.+

  • Apokalypsy 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nangonin’izany fanambarana izany ho amin’ilay toerana antsoina amin’ny teny hebreo hoe Hara-magedona+ ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara