- 
	                        
            
            Eksodosy 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 Ary nandrakotra ny faritra taza-maso eran’i Ejipta ireny+ ka maizina ilay tany.+ Dia nohaniny avokoa ny zavamaniry rehetra teo amin’ilay tany sy ny voankazo rehetra teny amin’ny hazo, dia izay sisa navelan’ny havandra.+ Koa tsy nisy zava-maitso tavela intsony eran’i Ejipta, na teny amin’ny hazo, na teny amin’ny zavamaniry tany an-tsaha.+
 
 -