Amosa 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Hihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly? Ary hisy hiasa tany hiaraka amin’ny ombiny ve eny? Fa novanareo ho zavamaniry misy poizina ny rariny,+ ary ho zavamaniry mangidy ny vokatry ny fahamarinana.
12 “‘Hihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly? Ary hisy hiasa tany hiaraka amin’ny ombiny ve eny? Fa novanareo ho zavamaniry misy poizina ny rariny,+ ary ho zavamaniry mangidy ny vokatry ny fahamarinana.