Joba 38:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Moa ve ianao mahafatotra mafy tsara ny tadin’ny antokon-kintana Kimaha,Na mahavaha ny tadin’ny antokon-kintana Kesila?+ Isaia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hampamirapiratra ny hazavany ny kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana Kesila.+ Vao miposaka ny masoandro dia efa maizina, ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.
31 Moa ve ianao mahafatotra mafy tsara ny tadin’ny antokon-kintana Kimaha,Na mahavaha ny tadin’ny antokon-kintana Kesila?+
10 Tsy hampamirapiratra ny hazavany ny kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana Kesila.+ Vao miposaka ny masoandro dia efa maizina, ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.