Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Amosa 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’ny Israely+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nivarotra olo-marina hahazoana volafotsy, sady nivarotra olo-mahantra izay nataony nitovy vidy tamin’ny kapa.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’ny Israely+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nivarotra olo-marina hahazoana volafotsy, sady nivarotra olo-mahantra izay nataony nitovy vidy tamin’ny kapa.+