Jeremia 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Aoka hahira-tsaina ianareo, ka antsoy ireo vehivavy mpanao hira fisaonana+ mba ho tonga. Ampanantsoy koa ireo vehivavy efa za-draharaha mba ho tonga+
17 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Aoka hahira-tsaina ianareo, ka antsoy ireo vehivavy mpanao hira fisaonana+ mba ho tonga. Ampanantsoy koa ireo vehivavy efa za-draharaha mba ho tonga+