Ezekiela 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Horavako, horavako, horavako izany,+ ary izany koa aza dia tsy ho lasan’iza na iza, mandra-pahatongan’ilay manan-jo ara-dalàna hahazo izany.+ Dia homeko azy izany.’+ Asan’ny Apostoly 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ‘Aorian’izany, dia hiverina aho ka hanorina indray ny trano rantsankazon’i Davida izay efa nirodana. Ary haoriko indray ny sisa tsy rava taminy ka hatsangako,+
27 Horavako, horavako, horavako izany,+ ary izany koa aza dia tsy ho lasan’iza na iza, mandra-pahatongan’ilay manan-jo ara-dalàna hahazo izany.+ Dia homeko azy izany.’+
16 ‘Aorian’izany, dia hiverina aho ka hanorina indray ny trano rantsankazon’i Davida izay efa nirodana. Ary haoriko indray ny sisa tsy rava taminy ka hatsangako,+