Deoteronomia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah na ny Amonita na ny Moabita.+ Na hatramin’ny taranany fahafolo aza tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah, mandritra ny fotoana tsy voafetra. 2 Tantara 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Taorian’izany, dia tonga hiady tamin’i Josafata+ ny taranak’i Moaba+ sy ny taranak’i Amona+ ary ny sasany tamin’ny Amonima.+
3 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah na ny Amonita na ny Moabita.+ Na hatramin’ny taranany fahafolo aza tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah, mandritra ny fotoana tsy voafetra.
20 Taorian’izany, dia tonga hiady tamin’i Josafata+ ny taranak’i Moaba+ sy ny taranak’i Amona+ ary ny sasany tamin’ny Amonima.+