FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nilaza ianareo hoe: “Efa nanao fifanekena tamin-dRafahafatesana+ izahay, ary efa nahita fahitana+ niaraka tamin’ny Fasana.* Tsy hahatratra anay ny ranotrambo mitosaka be rehefa mandalo, satria ny lainga no ataonay fialofana,+ ary miafina ao amin’ny fitaka izahay.”+

  • Jeremia 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Jehovah ô, ianao no heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary toerana fandosirako amin’ny andro fahoriana.+ Hankany aminao ny firenena avy any amin’ny faran’ny tany,+ ka hanao hoe: “Nanana andriamani-diso*+ tokoa ny razanay ka nanompo zava-poana sy zavatra tsy nahasoa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara