Eksodosy 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro. Deoteronomia 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary raha tra-pahasahiranana ilay olona, dia aza mandeha matory ianao raha mbola any aminao ilay antoka.+ Ezekiela 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 na nampijaly ny ory sy ny mahantra izy;+ na naka an-keriny fananan’olona;+ na tsy namerina ny antoka nalainy;+ na niandrandra an’ireo sampy maharikoriko,+ dia zava-mahatsiravina izany nataony izany.+
26 “Raha alainao ho antoka+ ny fitafian’ny namanao, dia tokony haverinao aminy izany rehefa milentika ny masoandro.
12 Ary raha tra-pahasahiranana ilay olona, dia aza mandeha matory ianao raha mbola any aminao ilay antoka.+
12 na nampijaly ny ory sy ny mahantra izy;+ na naka an-keriny fananan’olona;+ na tsy namerina ny antoka nalainy;+ na niandrandra an’ireo sampy maharikoriko,+ dia zava-mahatsiravina izany nataony izany.+